-
Zakaria 14:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hangoniko hiady amin’i Jerosalema ny firenena rehetra. Dia ho babo ilay tanàna, horobaina ny trano, ary hovetavetaina ny vehivavy. Hatao sesitany ny antsasaky ny mponina ao, fa ny olona sisa kosa havela ao ihany.
3 “Hivoaka hiady amin’ireo firenena ireo i Jehovah,+ hoatran’ny tamin’izy niady tamin’ny fahavalony.+
-