-
Joela 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hierona hoatran’ny liona avy ao Ziona i Jehovah,
Ary hiantsoantso avy ao Jerosalema izy.
Hihozongozona ny lanitra sy ny tany,
Nefa ho fialofan’ny vahoakany i Jehovah,+
Sady ho fiarovana mafy ho an’ny vahoakan’Israely.
-