-
Eksodosy 6:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ny zanakalahin’i Gersona dia i Libny sy Simey, araka ny fianakaviany avy.+
-
-
1 Tantara 23:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary ny zanak’i Simey dia i Jahata, Zina, Jeosy, ary Beria. Izy efa-dahy ireo no zanak’i Simey.
-