Lioka 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary rehefa nanakaiky an’i Betifaga sy Betania, teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva,+ izy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany.+ Asan’ny Apostoly 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niverina tany Jerosalema+ izy ireo, rehefa avy teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* fotsiny ny elanelany.
29 Ary rehefa nanakaiky an’i Betifaga sy Betania, teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva,+ izy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany.+
12 Dia niverina tany Jerosalema+ izy ireo, rehefa avy teo amin’ilay tendrombohitra atao hoe Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* fotsiny ny elanelany.