-
Isaia 13:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ho avy ny andron’i Jehovah,
Dia ilay andro ahitan-doza sady ipoahan’ny fahatezerana sy fisafoahana,
Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’ilay tany,+
Sy mba handripahana ny mpanota tsy ho ao intsony.
-