64 “Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenena rehetra ianao, hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray,+ ka any ianao no hanompo andriamanitra vato aman-kazo, izay tsy fantatrao sy ny razambenao.+
12 Ny ampahatelonareo dia ho fatin’ny areti-mandringana* na ho fatin’ny mosary, eo aminareo. Ary ny ampahatelony indray ho fatin’ny sabatra manodidina anareo.+ Ny ampahatelony sisa kosa haparitako any amin’ny vazan-tany efatra,* ary hanatsoaka sabatra aho hanenjehana azy.+