2 Tantara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary nifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely vahoakako.’+ Zakaria 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Miantsoantsoa indray hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mbola hitobaka ao amin’ireo tanànako ny zava-tsoa. Ary hampionona an’i Ziona indray i Jehovah,+ sady mbola hifidy an’i Jerosalema.”’”+
6 Nifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary nifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely vahoakako.’+
17 “Miantsoantsoa indray hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mbola hitobaka ao amin’ireo tanànako ny zava-tsoa. Ary hampionona an’i Ziona indray i Jehovah,+ sady mbola hifidy an’i Jerosalema.”’”+