FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 I Kosy niteraka an’i Nimroda. Io Nimroda io no lasa mpiady mahery voalohany teto an-tany.

  • Genesisy 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 11:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mbola nampiasa fiteny iray ihany ny tany manontolo, sady nitovy ny teny* nampiasainy. 2 Ary rehefa niantsinanana ny olona, dia nahita tany lemaka tany amin’ny faritr’i Sinara,+ dia nipetraka tao.

  • Daniela 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tatỳ aoriana, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanan’i Nebokadnezara i Joiakima mpanjakan’ny Joda,+ sy ny fitaovana sasany tao an-tranon’ilay* tena Andriamanitra. Dia nentin’i Nebokadnezara tao an-tranon’ny* andriamaniny, tany Sinara,*+ ireny ka nataony tao amin’ny fitehirizan-karenan’ny andriamaniny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara