-
Malakia 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “‘Manaja ny rainy ny zanaka,+ ary manaja ny tompony ny mpanompo’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. ‘Koa raha izaho no rainareo’,+ ry mpisorona manao tsinontsinona ny anarako, ‘dia aiza izay fanajana ahy?+ Ary raha izaho no tomponareo, aiza izay fahatahorana* ahy?’+
“‘Hoy anefa ianareo: “Fa inona no nataonay no hoe naniratsira ny anaranao izahay?”’
-