-
Isaia 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy hovonoina izany afo izany na andro na alina,
Dia hiakatra mandrakizay ny setroka avy aminy.
Ho rava hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izy,
Ka tsy hisy olona handalo eo aminy intsony mandrakizay mandrakizay.+
-
-
Isaia 34:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hisy tsilo haniry eny amin’ny tilikambony voaro mafy,
Ary hisy tsilo sy ahidratsy eny amin’ny toerany voaro mafy.
Ho lasa toerana ipetrahan’ny alikadia koa izy,+
Sady ho vala ho an’ny aotirisy.
-