Malakia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tsy anankiray ihany ve ny raintsika rehetra?+ Ary tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika? Koa nahoana isika samy isika no mivadika,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razambentsika?
10 “Tsy anankiray ihany ve ny raintsika rehetra?+ Ary tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika? Koa nahoana isika samy isika no mivadika,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razambentsika?