Deoteronomia 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny rehefa mitsara ny vahiny na ny kamboty ray,+ ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+ Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+ Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 “Aza mamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny rehefa mitsara ny vahiny na ny kamboty ray,+ ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+
17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+