Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 46:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hiova aho mandra-pahantitrareo,+Ary hanohana anareo foana mandra-pahafotsin’ny volonareo. Hitondra anareo sy hanohana anareo aho ary hamonjy anareo, hoatran’ny efa fanaoko.+ Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Tsy hiova aho mandra-pahantitrareo,+Ary hanohana anareo foana mandra-pahafotsin’ny volonareo. Hitondra anareo sy hanohana anareo aho ary hamonjy anareo, hoatran’ny efa fanaoko.+