Salamo 58:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+ 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+
10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+ 11 Dia hilaza ny olona hoe: “Mandray valisoa tokoa ny olo-marina.+ Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa ny tany.”+