FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary tsy nisalasala aho nilaza taminareo an’izay rehetra nahasoa, sy nampianatra anareo ampahibemaso+ sy isan-trano.+

  • 1 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa izao no noraisiko tamin’ny Tompo ka nampitaiko taminareo koa: Nandray mofo i Jesosy Tompo tamin’iny alina+ hamadihana azy iny.

  • 2 Petera 3:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ry malala, ity no taratasy faharoa soratako aminareo. Toy ny tao amin’ilay taratasiko voalohany, dia mampirisika anareo hisaina tsara aho ka mampahatsiahy+ anareo an’izay efa fantatrareo, 2 mba ho tadidinareo ny teny efa voalazan’ny mpaminany masina, sy ny didin’ny Tompo sady Mpamonjy izay nampitain’ny apostolinareo.

  • 1 Jaona 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izao tokoa ny didiny: Tokony hino ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ isika sady hifankatia,+ araka ilay didy nomeny antsika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara