-
Salamo 24:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Iza no afaka miakatra mankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+
Ary iza no afaka mijoro ao amin’ny toerany masina?
-
-
Salamo 73:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
73 Tena manao soa amin’ny Israely Andriamanitra, dia amin’izay madio fo.+
-