Lioka 14:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Tsara tokoa ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, dia inona no hamerenana ny tsirony?+ 35 Tsy mety hatao amin’ny tany na amin’ny zezika ilay izy, ka arian’ny olona fotsiny. Izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.”+
34 “Tsara tokoa ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, dia inona no hamerenana ny tsirony?+ 35 Tsy mety hatao amin’ny tany na amin’ny zezika ilay izy, ka arian’ny olona fotsiny. Izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.”+