2 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampionona an’i Batseba+ vadiny i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy i Batseba, ary natao hoe Solomona*+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah,+ 1 Tantara 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea, Sobaba, Natana,+ ary Solomona.+ I Batseba+ zanakavavin’i Amiela no niteraka an’ireo efatra ireo.
24 Dia nampionona an’i Batseba+ vadiny i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy i Batseba, ary natao hoe Solomona*+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah,+
5 Ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea, Sobaba, Natana,+ ary Solomona.+ I Batseba+ zanakavavin’i Amiela no niteraka an’ireo efatra ireo.