3 sady hoy izy: “Lazaiko marina aminareo fa raha tsy miova tanteraka* ianareo ka lasa toy ny zaza,+ dia tsy hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra mihitsy.+
5 Dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marimarina aminao fa tsy misy olona afaka miditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra, raha tsy ateraky ny rano+ sy ny fanahy.+