Eksodosy 20:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Aza manitsakitsa-bady.+ Lioka 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+ Romanina 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
20 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+