2 Samoela 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niarina avy teo am-pandrianany i Davida, indray hariva,* ka nandehandeha teo an-tampon’ny tranon’ny* mpanjaka. Avy teny izy no nahatazana vehivavy iray nandro, ary tsara tarehy be mihitsy ilay vehivavy. Joba 31:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Efa nanao fifanekena tamin’ny masoko aho,+ Koa hataoko ahoana indray no hijerijery* virjiny?+
2 Niarina avy teo am-pandrianany i Davida, indray hariva,* ka nandehandeha teo an-tampon’ny tranon’ny* mpanjaka. Avy teny izy no nahatazana vehivavy iray nandro, ary tsara tarehy be mihitsy ilay vehivavy.