FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 7:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy koa izy: “Izay mivoaka avy amin’ny olona no mandoto azy.+ 21 Fa avy ao anatin’ny olona, izany hoe avy ao am-pony,+ no mivoaka ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,* halatra, famonoana olona, 22 fanitsakitsaham-bady, faniriana tsy mety afa-po, fanaovan-dratsy, fitaka, fitondran-tena tsy misy henatra,* fitsiriritana,* fanevatevana, fanambonian-tena, ary fanaovana hadalana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara