Lioka 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ny masonao no jiron’ny vatanao. Koa raha mifantoka tsara* ny masonao, dia hazava tsara* ny tenanao manontolo. Fa raha mitsiriritra* kosa ny masonao, dia ho maizina ny tenanao.+
34 Ny masonao no jiron’ny vatanao. Koa raha mifantoka tsara* ny masonao, dia hazava tsara* ny tenanao manontolo. Fa raha mitsiriritra* kosa ny masonao, dia ho maizina ny tenanao.+