FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 3:10-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Solomona niteraka an’i Rehoboama,+ Rehoboama niteraka an’i Abia,+ Abia niteraka an’i Asa,+ Asa niteraka an’i Josafata,+ 11 Josafata niteraka an’i Jorama,+ Jorama niteraka an’i Ahazia,+ Ahazia niteraka an’i Joasy,+ 12 Joasy niteraka an’i Amazia,+ Amazia niteraka an’i Azaria,+ Azaria niteraka an’i Jotama,+ 13 Jotama niteraka an’i Ahaza,+ Ahaza niteraka an’i Hezekia,+ Hezekia niteraka an’i Manase,+ 14 Manase niteraka an’i Amona,+ ary Amona niteraka an’i Josia.+ 15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. 16 I Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary Jekonia niteraka an’i Zedekia. 17 Ireto avy ny zanakalahin’i Jekonia tamin’izy nigadra: Sealtiela, 18 Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, ary Nedabia. 19 Ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania. I Selomita no anabavin’izy ireo.

  • 2 Tantara 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Abia, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Nilamina nandritra ny folo taona ilay tany, tamin’ny andron’i Asa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara