-
2 Tantara 21:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Josafata, ka nalevina tao amin’izay nandevenana ny razambeny tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jorama zanany no nanjaka nandimby azy.+
-