-
Lioka 6:32, 33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 “Raha izay tia anareo ihany no tianareo, mendrika ny hahazo dera ve ianareo amin’izany? Na ny mpanota aza mantsy mba tia an’izay tia azy koa.+ 33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, mendrika ny hahazo dera ve ianareo amin’izany? Na ny mpanota aza ange manao hoatr’izany koa e!
-