-
Matio 10:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Ary izay manome rano mangatsiaka na dia eran’ny kaopy fotsiny aza, mba hosotroin’ny iray amin’ireto madinika ireto satria hoe mpianatro ilay olona, dia lazaiko marina aminareo fa tena hahazo valisoa izy.”+
-