Matio 18:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoatr’izany koa no hataon’ilay Raiko any an-danitra aminareo,+ raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin’ny fonareo avy ianareo.”+ Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+
35 Hoatr’izany koa no hataon’ilay Raiko any an-danitra aminareo,+ raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin’ny fonareo avy ianareo.”+
13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+