-
Efesianina 1:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nataony mahiratra ny mason’ny fonareo, mba ho fantatrareo ilay fanantenana nomeny anareo tamin’izy niantso anareo. Amin’izay koa ho fantatrareo hoe be voninahitra ilay harena tehiriziny ho lovan’ny olona masina,+
-