Matio 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa mipetraka eo am-pototry ny hazo sahady ny famaky. Hokapaina àry izay hazo tsy mamoa voa tsara, ka hatsipy ao anaty afo.+ Lioka 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Efa mipetraka eo am-pototry ny hazo sahady ny famaky. Hokapaina àry izay hazo tsy mamoa voa tsara, ka hatsipy ao anaty afo.+