FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 6:47-49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Hasehoko anareo hoe azo oharina amin’inona ny olona manatona ahy sy mihaino ny teniko ka mankatò:+ 48 Hoatran’ny lehilahy nanorina trano izy, ka nihady lalina vao nandatsaka fototra teo ambony vatolampy. Koa rehefa nisy tondra-drano, dia namely mafy an’izany trano izany ny renirano, saingy tsy nampihozongozona azy, satria tsara orina ilay izy.+ 49 Fa izay maheno nefa tsy manao na inona na inona,+ dia hoatran’ny olona nanorina trano teo ambonin’ny tany nefa tsy nihady fototra. Namely mafy an’izany trano izany ilay renirano, ka tonga dia nirodana ilay izy ary rava tanteraka.”

  • Jakoba 1:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara