1 Korintianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia ho hita hoe hoatran’ny ahoana* ny asan’ny tsirairay, rehefa tonga ny andro fisedrana. Fa hampiharihary an’izany ny afo,+ ka hampiseho hoe hoatran’ny ahoana ny asa nataon’ny tsirairay.
13 dia ho hita hoe hoatran’ny ahoana* ny asan’ny tsirairay, rehefa tonga ny andro fisedrana. Fa hampiharihary an’izany ny afo,+ ka hampiseho hoe hoatran’ny ahoana ny asa nataon’ny tsirairay.