1 Tantara 3:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. 16 I Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary Jekonia niteraka an’i Zedekia.
15 Ireto avy ny zanakalahin’i Josia: I Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra. 16 I Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary Jekonia niteraka an’i Zedekia.