-
Lioka 9:58Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
58 Hoy anefa i Jesosy: “Manan-davaka hisitrihana ny amboadia, ary manana akany ny voro-manidina, fa ny Zanak’olona kosa tsy mba manana an’izay hametrahany ny lohany.”+
-
-
2 Korintianina 8:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fantatrareo mantsy ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia lasa nahantra ho tombontsoanareo,+ mba hampanan-karena anareo ny fahantrany.
-