FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary niantsoantso mafy izy, ka niteny hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Asaiko mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra ianao mba tsy hampijaly ahy.”+ 8 Efa niteny taminy mantsy i Jesosy hoe: “Mivoaha amin’ity lehilahy ity, ry fanahy maloto!”+ 9 Nanontany anefa i Jesosy hoe: “Iza no anaranao?” Ary hoy ilay fanahy maloto taminy: “Andian-tafika no anarako, satria be dia be izahay.” 10 Ary niangavingavy an’i Jesosy izy mba tsy handroaka an’ireo fanahy maloto ireo hiala amin’ilay faritra.+

  • Lioka 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Niantsoantso mafy izy raha vao nahatazana an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany ka niteny mafy hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Miangavy anao aho, aza ampijalina re aho e!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara