Jaona 2:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy natoky an’ireny anefa i Jesosy, satria fantany daholo izy rehetra. 25 Izy koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy an’izay tao an-tsain’ny olona, fa efa fantany ny tao am-pon’ny olona.+
24 Tsy natoky an’ireny anefa i Jesosy, satria fantany daholo izy rehetra. 25 Izy koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy an’izay tao an-tsain’ny olona, fa efa fantany ny tao am-pon’ny olona.+