-
Lioka 7:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Rehefa nahita an’izany ilay Fariseo nanasa azy, dia nieritreritra hoe: “Raha tena mpaminany ity lehilahy ity, dia ho nahalala hoe iza io mikasika azy io, ary vehivavy hoatran’ny ahoana io. Tokony ho fantany hoe mpanota+ io.”
-
-
Lioka 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa hitan’ny olona izany, dia nimenomenona izy rehetra hoe: “Lasa nivahiny ao an-tranon’ny lehilahy mpanota izy.”+
-