-
Lioka 7:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Hoy anefa izy tamin’ilay vehivavy: “Ny finoanao no namonjy anao.+ Mirary soa ho anao aho.”
-
-
Lioka 17:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hoy izy avy eo: “Mitsangàna dia mandehana. Ny finoanao no nahasitrana anao.”+
-
-
Lioka 18:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Hoy àry i Jesosy: “Aoka ianao hahita indray! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+
-