Jaona 4:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Dia fantatr’ilay rainy fa tamin’izay ora izay mihitsy i Jesosy no niteny taminy hoe: “Velona ny zanakao.”+ Lasa mpino àry izy sy ny ankohonany manontolo.
53 Dia fantatr’ilay rainy fa tamin’izay ora izay mihitsy i Jesosy no niteny taminy hoe: “Velona ny zanakao.”+ Lasa mpino àry izy sy ny ankohonany manontolo.