FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 27:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry Jehovah Andriamanitra mpanome aina ny olona* rehetra ô! Manendre lehilahy iray hitondra ny vahoaka, 17 mba ho mpitarika azy amin’ny zava-drehetra, izany hoe hitarika azy amin’izay rehetra ataony,* amin’izay tsy ho hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”

  • 1 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoy àry i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra ny Israelita rehetra,+ hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry. Dia hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo, ka aleo ry zareo samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.’”

  • Ezekiela 34:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia niparitaka izy ireo satria tsy nisy mpiandry.+ Niparitaka tokoa izy ireo ka lanin’ny bibidia rehetra.

  • Marka 6:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara