-
Jaona 11:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Niteny tamin’ny mpianatra hafa àry i Tomasy, ilay atao hoe Ikambana, hoe: “Andao koa isika handeha, mba hiara-maty aminy.”+
-
-
Jaona 20:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hoy izy avy eo tamin’i Tomasy: “Ataovy eto ny rantsantananao, dia jereo ny tanako, ary ataovy eto amin’ny takibako ny tananao. Dia aza misalasala* intsony fa mba minoa amin’izay.”
-