-
Matio 26:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Tsy tapitra akory anefa ny teniny, dia iny fa tonga i Jodasy, ilay anisan’ny 12 Lahy. Ary nisy vahoaka be nitondra sabatra sy kibay niaraka taminy, nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka.+
-