-
Marka 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hoy koa izy tamin’ireo: “Na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao mandra-pialanareo amin’izany toerana izany.+
-
-
Lioka 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa na aiza na aiza trano hidiranareo, dia mijanòna ao ary avy ao indray miainga.+
-