FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 25:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izay mihaino anareo, dia mihaino ahy.+ Ary izay tsy manaiky anareo, dia tsy manaiky ahy. Ary izay tsy manaiky ahy, dia tsy manaiky an’Ilay naniraka ahy.”+

  • Jaona 12:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Niteny mafy be anefa i Jesosy, nanao hoe: “Izay mino ahy, dia tsy izaho ihany no inoany, fa Ilay naniraka ahy koa.+

  • Jaona 13:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lazaiko marimarina aminareo fa izay mandray an’izay irahiko dia mandray ahy,+ ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy koa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara