Matio 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jaona mantsy efa nosamborin’i Heroda* sy nofatorany ary nogadrainy, noho ilay olana momba an’i Herodiasy. Vadin’i Filipo rahalahin’i Heroda i Herodiasy,+ Marka 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa i Heroda efa naniraka olona hisambotra an’i Jaona sy hamatotra azy tao am-ponja, satria izany no tian’i Herodiasy vadin’i Filipo rahalahiny. Efa nalainy ho vadiny mantsy io vehivavy io.+
3 I Jaona mantsy efa nosamborin’i Heroda* sy nofatorany ary nogadrainy, noho ilay olana momba an’i Herodiasy. Vadin’i Filipo rahalahin’i Heroda i Herodiasy,+
17 Fa i Heroda efa naniraka olona hisambotra an’i Jaona sy hamatotra azy tao am-ponja, satria izany no tian’i Herodiasy vadin’i Filipo rahalahiny. Efa nalainy ho vadiny mantsy io vehivavy io.+