-
Lioka 5:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia nimenomenona tamin’ny mpianatr’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna teo amin’izy ireo hoe: “Fa maninona ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?”+
-
-
Lioka 19:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa hitan’ny olona izany, dia nimenomenona izy rehetra hoe: “Lasa nivahiny ao an-tranon’ny lehilahy mpanota izy.”+
-