-
Eksodosy 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Raha hitanao mirenireny ny ombin’ny fahavalonao na ny ampondrany, dia tsy maintsy aterinao any aminy.+
-
-
Deoteronomia 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza odiana tsy hita fotsiny. Tokony hampianao hanarina an’ilay izy ny rahalahinao.+
-