FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+ 4 Hoy i Jesosy avy eo: “Tandremo sao miteniteny amin’olona.+ Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona,+ dia atolory ny fanomezana nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”

  • Marka 3:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary na ny fanahy maloto aza+ isaky ny nahita azy, dia niankohoka teo anatrehany sady niantsoantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra!”+ 12 Imbetsaka anefa izy no nandrara mafy azy ireo tsy hampahafantatra amin’olona ny momba azy.+

  • Marka 7:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tonga dia lasa nandre+ ilay lehilahy,* ary tsy niraiki-dela intsony izy ka nanomboka nahay niteny tsara. 36 Ary noraran’i Jesosy ny olona mba tsy hiresadresaka an’izany.+ Arakaraka ny nandrarany azy ireo anefa no vao mainka niresahan’izy ireo an’ilay izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara