-
Marka 9:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Fa izay tsy manohitra antsika dia manohana antsika.+
-
-
Lioka 9:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Niteny taminy anefa i Jesosy hoe: “Aza mitady hisakana azy, fa izay tsy manohitra anareo dia manohana anareo.”
-
-
Lioka 11:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Izay tsy manohana ahy dia manohitra ahy, ary izay tsy miara-manangona amiko dia manaparitaka.+
-