-
Jaona 8:56Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
56 Faly be mihitsy i Abrahama rainareo satria efa nanantena an’ilay andro hahatongavako. Efa hitany mialoha izany andro izany dia faly izy.”+
-
-
Efesianina 3:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tsy nampahafantarina an’io zava-miafina io ny taranaka tany aloha, nefa izao ilay izy naharihary tamin’ny apostoliny masina sy ny mpaminaniny, tamin’ny alalan’ny fanahy masina.+
-